Entrée mihelingelina (helingelina (helina))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
¶ Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be restless, and thus cause annoyance. [Richardson 1885]
Morphologie 
mihelingelina
nihelingelina
hihelingelina
mihelingelena

2013/04/23