Entrée miheninkenina (heninkenina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miheninkenina
niheninkenina
hiheninkenina
miheninkenena
Citations 

2010/05/14