Entrée mihenjy (henjy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
¶ Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihenjy
nihenjy
hihenjy
mihenje

2010/05/14