|
|
|
|

Entrée 1  mihetsika
Radical  2 hetsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
5 Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
6 Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
Explications en français  7 bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Combinaisons  12  9 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/03/07