|
|
|
|

Entrée1  mihiboka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hiboka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
Explications en anglais  10  [1.7] to be confined indoors
Explications en français  11  [1.8] être consigné, rester à la maison
Analogues  12  mihidy an-trano, mirindrin-trano, mikatontrano, maizina andro mifahy, milevim-belona toa trandraka

Anagrammes  13  hikombia, hiombika, hobikaim, mibohika, mihaboky, mihiboka

Mis à jour le 2025/08/10