Entrée mihifika (hifika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika
¶ Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihifika
nihifika
hihifika
mihifiha

2010/05/14