Entrée mihirahira (hirahira (hira))
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [2.69]
2Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499]
Morphologie 
Présent : mihirahira, mihirahiran', mihirahiran-, mihirahiram-
Passé : nihirahira, nihirahiran', nihirahiran-, nihirahiram-
Futur : hihirahira, hihirahiran', hihirahiran-, hihirahiram-
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11