|
|
|
|

Entrée1  mihirihiry
Radical  2 hirihiry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo.
5 Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao.
6 Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12