| Entrée | 1 mihoakoaka |
| Radical | 2 hoakoaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 8 mihoaka |
| Anagrammes | 9 mihaokaoka, 10 mihoakoaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|