Entrée mihoby (hoby)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [1.1]
Explications en anglais To acclaim; to shout for joy [1.7]
Explications en français Acclamer [1.8, 1.6]
 Pousser des cris de joie [1.8]
  [Tanala] Fêter [1.6]
Exemples 
1Dia nihoby ny vahoaka rehetra [2.48]
2Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857]
3Nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324]
Morphologie 
Présent : mihoby
Passé : nihoby
Futur : hihoby
Impératif : mihobia

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20