Entrée mihofa (hofa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [1.1]
Morphologie 
Présent : mihofa
Passé : nihofa
Futur : hihofa

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20