Entrée mihomehihehy > mihomehimehy (homehimehy (homehy (hehy)))
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehimehy foana, mientanentana eo am-piresahana [2.4]
2Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470]
3Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356]
Morphologie 
Présent : mihomehihehy, mihomehihehin', mihomehihehin-, mihomehihehim-
Passé : nihomehihehy, nihomehihehin', nihomehihehin-, nihomehihehim-
Futur : hihomehihehy, hihomehihehin', hihomehihehin-, hihomehihehim-