|
|
|
|

Entrée1  mihonoña
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] misosa (lakana, rano, ets): Mihonoña moramora ny rano an-deombato (Misosa moramora ny rano an-tsefatsefa-bato) / Mihonon-tsy voezena koa lakan-jejo (Misosa tsy voizina toa lakan-jejo) [Betsileo]

Mis à jour le 2025/09/12