Entrée mihotana (hotana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Taitra ka mivarahontsana na mientan-kafaliana: Nihotana iray ihany ny foko nandre ny nahafahan' ny zanako fanadinana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihotana
nihotana
hihotana

Mis à jour le 2020/07/31