Entrée mikasaoka (kasaoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran' ity fiara ity
¶ (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza ny vola: Any ve ilay mikasaoka? [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikasaoka
nikasaoka
hikasaoka
Citations 

Mis à jour le 2013/04/10