Entrée mikaviavia (kaviavia (haviavia (havia)))
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia
Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny
Mitovy hevitra: midrahodraho ~ miraikiraiky ~ mitahontahona ~ mitaraikiraiky ~ mitaveravera ~ mitavozavoza ~ mitsikondrikondry ~ mitsivaikavaika ~ mivozavoza [1.1]
Explications en anglais To seek to do something unseemly [1.2]
Exemples 
1Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. [1.369]
2Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528]

Mis à jour le 2023/01/20