|
|
|
|

Entrée 1  mikoa
Radical  2 koa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
5 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
Explications en anglais  6 to cave in, to fall off in pieces [1.7]
Explications en français  7 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3#343]
8 s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8]
Exemples  9  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
10  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Analogues  14  mihetsaka, 15  miletsy
Combinaisons  16 mikoan' ny nahiny
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 kamiô, 19 kamoy, 20 makio, 21 miako, mikoa, 22 moaky

Mis à jour le 2026/03/07