Entrée mikofoka (kofoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mitovy hevitra: mikopokopoka ~ mipelipelika ~ mitsikorofoka
¶ Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
¶ Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikofoka
nikofoka
hikofoka
mikofoha
Synonymes mikofokofoka

Mis à jour le 2013/04/25