Entrée mikoke
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Betsileo] miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23