Entrée mikondendy (kondendy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1]
Morphologie 
Présent : mikondendy
Passé : nikondendy
Futur : hikondendy
Impératif : mikondende
Synonymes mikondendina ~ mikorandendina

Mis à jour le 2023/01/05