Entrée mikorapaka (korapaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
¶ Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikorapaka
nikorapaka
hikorapaka
mikorapaha
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14