|
|
|
|

Entrée1 mikoropaka
Radical  2koropaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Explications en anglais  5 to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7]
Explications en français  6 s'empresser; se débattre, se démener [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Autres orthographes  11mikoropapa

Mis à jour le 2025/09/12