Entrée mikorotsaka (korotsaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
¶ Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mikorotsaka
nikorotsaka
hikorotsaka
mikorotsaha

Entrée mikorôtsaka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] mikorosy [Rakotosaona 1972]

2010/05/14