Entrée mikotika (kotika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany
Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1]
Morphologie 
Présent : mikotika
Passé : nikotika
Futur : hikotika

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31