Entrée mikotrika (kotrika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
¶ Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
¶ Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sit on eggs [Hallanger 1973]
Définition française couver des oeufs [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mikotrika
nikotrika
hikotrika
mikotreha
Citations 

2012/08/14