Entrée mikoy (koy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
¶ Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy
¶ Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to draw back; to give up, to surrender [Hallanger 1973]
Définition française reculer; reconnaître la supériorité des autres [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikoy
nikoy
hikoy
mikoiza

Mis à jour le 2020/07/31