|
|
|
|

Entrée1  mikrôby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  [mikraoby] 3 [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina.
4 Misy karazany telo ny mikraoby:
5 1) ny virosy;
6 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa);
7 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1#697]
[mikraoba] 8 anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery;
9 miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela;
10 misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy
11 ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely
12 (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). [1.62#761]
Explications en français  13 microbe, virus [1.13]
Vocabulaire  14  Santé
Synonymes  15 otrikaretina
Tous les mots composés  16  5 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/17