|
|
|
|

Entrée1  milanja am-betraka
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  milanja, ambetraka
Explications en malgache  4  [1.1] fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony

Mis à jour le 2025/07/29