| Entrée | 1 milasy |
| Radical | 2 lasy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to encamp; to remain with, almost to live with one [1.2] 6 to camp [1.7] |
| Explications en français |
7 camper [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 lamisy, 13 milasy, 14 misaly, 15 samily |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|