| Entrée | 1 milatsaka | 
| Radical | 2 latsaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to fall, to drop, to lower, to enter [1.2] 6 to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7] | 
| Explications en français | 7   tomber; s'engager; devenir membre [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 milatsaka an-tsaha | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |