Entrée | milatsy (latsy) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |