|
|
|
|

Entrée 1  milimetatra
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3 millimètre [1.13]
Exemples  4  Ny taratasin-dotsaboto ampiasaina emin' ny fifidionana ny Filohan' ny Repoblika dio mirefy 105 X 90 milimetatra ny velarony. [2.114#97]
5  Atao tsy re tsaika, tsy re fihetsika amin' izany rehetra izany, ny fofonaina tazonina, ny latabatra apetraka amin' ny gorodona sy apaka amin' ny varavarana, hetsehina isa-milimetatra. [2.4#82]
Vocabulaire  6  Espace
Combinaisons  7  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26