Entrée milomy (lomy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] miray, milely [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] milely (biby amin'ny biby): Dokotra milomy an-drano asa fampitomboan-taranaka eo amin'ny biby na vorona samy vorona [Rakotosaona 1972]
   Miray (fiteny amin' ny biby) [Rajemisa 1985]
   miray [SLP: Voambolana]
Définition française   s'accoupler [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Morphologie  
milomy
nilomy
hilomy

2010/05/14