| Entrée | 1 ministera |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [minisiTEra]
Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a government department or ministry [1.7] |
| Explications en français |
5 sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana [1.66#764] 6 un ministère du gouvernement [1.8] |
| Exemples |
7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
[2.113]
8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27] |
| Tous les mots composés | 9 Ministeran' ny Kolontsaina sy ny Vakoka |
| Vocabulaire | 10 Politique |
| Analogues | 11 minisitra |
| Anagrammes | 12 mañeritsy, maneritsy, 13 ministera, 14 mirañitse, 15 simenitra |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|