Entrée mipitika (pitika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho
Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1]
Morphologie 
Présent : mipitika
Passé : nipitika
Futur : hipitika
Impératif : mipitiha

Mis à jour le 2023/01/20