|
|
|
|

Entrée1 miraingy
Radical  2raingy
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny afo azo amin' ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin' ny afokasoka akory [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12