| Entrée | 1 mirakorako |
| Radical | 2 rakorako |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2] |
| Exemples |
6 Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana.
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|