Entrée miraoka ahitra (raoka, ahitra)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ny biby mamivitra ny ahitra amin' ny vavany
¶ olona sahirana izaitsizy mikarokaroka izay hevitra hahafahana amin' ny fahasahiranana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2012/10/15