Entrée miravona (ravona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Morphologie 
Présent : miravona
Passé : niravona
Futur : hiravona
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05