Entrée | miredaka (redaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky [1.1] | ||||||
Mirehitra be [1.13] | |||||||
Explications en français | Enflammer [1.13] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |