Entrée mirindra (rindra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
¶ Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale
¶ Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [Rajemisa 1985]
 mifanaraka tsara [SLP 1986]
Définition française harmonieux [SLP 1986]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31