Entrée miriorio (riorio)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mivezivezy [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mirenireny [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mirenireny, mivezivezy [Rakotosaona 1972]
   Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
¶ Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
¶ Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao [Rajemisa 1985]
Morphologie  
miriorio
niriorio
hiriorio
mirioriova
Citations  

Mis à jour le 2010/05/14