Entrée mirona (rona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. / Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
¶ Efa ho rava: Mirona ny fanjakana
¶ Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mirona
nirona
hirona
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14