Entrée misahotaka (sahotaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]
Morphologie 
Présent : misahotaka
Passé : nisahotaka
Futur : hisahotaka

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05