| Entrée | 1 misalotra |
| Radical | 2 salotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to wear a vest [1.7] |
| Explications en français |
6 porter gilet [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 masilotra, 12 misalotra, 13 misolatra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|