| Entrée | 1 misamboritra |
| Radical | 2 samboritra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël) Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|