|
|
|
|

Entrée1  misandoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sandoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay
Explications en anglais  9  [1.7] to pose as another person
Explications en français  10  [1.8] se donner pour ce qu'on n'est pas

Mis à jour le 2025/07/29