|
|
|
|

Entrée1  misangisangy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sangisangy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra
Explications en anglais  8  [1.7] to fool around; to tease
Explications en français  9  [1.8] badiner; taquiner
Synonymes  10  misangy

Mis à jour le 2025/07/29