|
|
|
|

Entrée1 misarebaka
Radical  2sarebaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? [1.1]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :
8 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12