| Entrée | 1 misavasava |
| Radical | 2 savasava |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 8 misavasava, 9 mivasavasa, mivasavasà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|